plt_tn/mrk/14/53.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Taorian'ny nanoloran'ny lohan'ny mpisorona, ny mpanora-dalàna, sy ny loholona an'i Jesosy tamin'ny mpisoronabe, Petera nijery teo akaiky teo raha mbola nanao fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra an'i Jesosy ny sasany.

Niara-niangona taminy teo daholo ny mpisorona rehetra, sy ny loholona, ary ireo mpanora-dalàna

Afaka atao mazava kokoa hoe: "Ny lohandohan'ny mpisorona rehetra, sy ny loholona, ary ireo mpanora-dalàna niara-niangona teo"

Ary

Io teny io dia manamarika fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara toy ny hoe: hanomboka hitantara izay momba an'i Petera amintsika izy.

lavidavitra eny, hatrany amin'ny tokontanin'ny mpisoronabe

Raha mbola nanaraka an'i Jesosy Petera, dia nijanona tao amin'ny tokontanin'ny mpisoronabe izy. DH: "ary nandeha lavitra hatrany amin'ny tokontanin'ny mpisoronabe izy"

Nipetraka teo amin'ireo mpiambina izy

Nipetraka teo amin'ireo mpiambina izay niasa teo an-tokontany i Petera. DH: "Nipetraka teo an-tokontany teo amin'ireo mpiambina izy"