plt_tn/mrk/11/22.md

496 B

Jesosy namaly azy ireo

"Jesosy namaly an'ireo mpianany"

Lazaiko aminareo marina tokoa

"Izaho milaza ny marina aminareo." Io fehezanteny io dia manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka.

na iza na iza miteny

"raha misy miteny"

raha tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino

Eto ny teny hoe: "tsy misy fisalasalana" dia midika "finoana marina." Jesosy dia miteny ireo teny ireo ho fanasongadinana. DH: "raha mino marina ao am-pony"

no hataon'Andriamanitra

"Andriamanitra hampisy"