forked from WA-Catalog/plt_tn
950 B
950 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ary niala tao Kapernaomy Jesosy sy ireo mpianany, Jesosy nampahatsiahy ireo Fariseo, toy ny mpianany, izay andrasan'Andriamanitra amin'ny fanambadiana sy fisaraham-panambadiana.
Niala teo amin'izany toerana izany Jesosy
Nandeha niaraka tamin'i Jesosy ireo mpianany. Niala tao Kapernaomy izy ireo. DH: "Jesosy sy ireo mpianany dia niala tao Kapernaomy"
teny amin'ny faritra ambanin'ny Reniranon'i Jordana
"teo am-pitan'i Reniranon'i Jordana"
dia nampianatra azy ireo indray Izy
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo vahoaka.
araka ny fanaony
"izay mahazatra Azy" na "ataony matetika"
Inona no nandidian'i Mosesy anareo
Mosesy nanome ny lalàna ho an'ny razamben'izy ireo, izay tokony harahin'izy ireo ihany koa ankehitriny. DH: "Inona no nandidian'i Mosesy ny razambenareo momba izany"
taratasy fanamarinana fisaraham-bady
Taratasy izay miteny fa ilay vehivavy dia tsy vadiny intsony.