plt_tn/mrk/09/33.md

983 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Rehefa tonga tao Kapernaomy izy ireo, Jesosy nampianatra an'ireo mpianany ny maha-mpanompo manetry tena.

tonga tao izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho an'i Jesosy sy ireo mpianany.

nifampiresahanareo

"fifampiresahana amin'ny hafa"

Fa nangina izy ireo

Nangina izy ireo satria menatra ny hanontany an'i Jesosy izay nifampiresahan'izy ireo. DH: "nangina izy ireo satria menatra"

izay lehibe indrindra

Afaka ampiana kely ny fampahafantarana: "izay lehibe indrindra tamin'izy ireo"

Raha misy te-ho voalohany, dia tsy maintsy farany amin'ny rehetra izy

Jesosy dia miresaka ny "manan-danja indrindra" ho "voalohany" ary "tsy manan-danja indrindra" ho "farany". DH: "Raha misy te ho ataon'Andriamanitra ho manan-danja indrindra amin'ny rehetra, dia tsy maintsy manao azy ho tsy manan-danja indrindra amin'ny rehetra izy"

amin'ny rehetra ... ho mpanompon'ny rehetra

"amin'ny olona rehetra ... ho mpanompon'ny olona rehetra"