forked from WA-Catalog/plt_tn
1.0 KiB
1.0 KiB
Nitondra an-dralehilahy Izy,
"Nitondra an-dralehilahy Jesosy"
nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofiny Izy
"Jesosy nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofin'ilay lehilahy"
ary raha avy nandrora, dia nikasika ny lelany Izy
Jesosy nandrora ary nikasika ny lelan'ilay lehilahy.
ary rehefa avy nandrora
Afaka atao mazava kokoa hoe: "ary rehefa avy nandrora tamin'ny rantsan-tanany"
Dia niandrandra ny lanitra Izy
Izany dia midika fa nijery tany amin'ny lanitra Izy, izay fitoeran'Andriamanitra.
Efata
teny Aramaika io. Afaka adikanao amin'ny abidian'ny faritra misy anao.
nanao taminy hoe:
" niteny tamin'ilay lehilahy hoe: "
ny sofiny dia nalady
Izany dia midika fa afaka nandre izy. DH: "nisokatra ny sofiny ary afaka nandre izy" na "nandre izy"
izay namehy ny lelany dia potika
Afaka atao hoe: "Jesosy nanala izay namehy ny lelany tamin'ny fitenenana" na "Jesosy namaha ny lelany"
izay namehy ny lelany
"izay namehy ny lelany tamin'ny fahafahana miteny" na "ny tsy fahafahany miteny"