plt_tn/mrk/06/56.md

490 B

Fa na taiza na taiza nalehany

"Fa na taiza na taiza nalehan'i Jesosy"

dia napetrak'izy ireo

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo olona. Fa tsy maneho ny mpianatr'i Jesosy.

ny marary

Io teny io dia misolo tena ny olona. DH: "ireo olona marary"

Niangavy Azy izy ireo

Ny mety ho dikany hafa: 1) "niangavy Azy ireo marary" na 2) "niangavy Azy ny olona."

hamela azy ireo hikasika

Ny teny hoe: "azy ireo" dia maneho an'ireo marary.

ireo maro

"ireo rehetra izay "