forked from WA-Catalog/plt_tn
431 B
431 B
Dia talanjona tanteraka izy ireo
Raha tiana ho tena voafaritra tsara dia afaka atao hoe: "Dia talanjona tanteraka tamin'izay nataony izy ireo"
ny dikan'ilay mofo
Ny teny hoe: "ny mofo" dia maneho ny nizarazaran'i Jesosy ny mofo. Afaka atao hoe: "ny dikany rehefa nozarazarain'i Jesosy ny mofo"
nihamafy ny fon'izy ireo
Ny fananana fo dia maneho fa sarotra mahatakatra zavatra. DH: "sarotra mahatakatra zavatra izy ireo"