plt_tn/mrk/03/17.md

16 lines
504 B
Markdown

# izay nomeny
Ny fehezanteny hoe: "an'ireo izay" dia maneho an'i Jakoba sy ny zanak'i Zebede ary Jaona rahalahiny.
# ny anarana hoe Boanarijesy, izay midika hoe, zana-baratra
"ny anarana hoe Boanarijesy, izay midika hoe, zana-baratra." Ny dikan'ny anarana hoe: "Boanarijesy" dia afaka atao mazava kokoa. DH: "anaram-baovao 'lehilahy izay tahaka ny varatra"'
# Tadeo
Io dia anaran'ilay lehilahy.
# izay hamadika Azy
"izay hamadika an'i Jesosy" Ny teny hoe: "izay" dia maneho an'i Jodasy Iskariota.