forked from WA-Catalog/plt_tn
917 B
917 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Raha ny amin'ny dikan'ireo anaram-bohitra sy tanàna ireo, azonao atao ny mampiditra izany fampahafantarana izany ao anaty fanamarihana.
Safira
Ny anaran'io tanàna io dia toa tokana ihany ny heviny "tsara tarehy." Izany dia mifanohitra amin'ny "fitanjahana sy henatra."
amim-pitanjahana sy henatra
Matetika ny tafiky ny fahavalo dia nampandeha ireo babo amim-pitanjahana tanteraka. Ary nisy ny henatra ny amin'ny maha-olona resy.
Zanana
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "mivoaka." Matahotra mafy ny hivoaka hanampy izy ireo.
Beti-haezela
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "trano fanesorana"
nesorina ny fiarovan'izy ireo
DH: "satria efa nesoriko avokoa izay mety hiaro azy ireo.
Marota
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "fangidiana"
satria nilatsaka avy tamin'i Yaveh
Ny "loza" dia tena manan-danja ato amin'ny Mika izay miverina mitranga.