plt_tn/mat/25/34.md

788 B

ny mpanjaka ... an-tanana ankavanany

Eto ny "mpanjaka" dia fiantsoana hafa ilazana ny Zanak'Olona. Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "Izaho, ilay mpanjaka, ... an-tanana ankavanako"

ny Raiko

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.

mandovà ny fanjakana izay efa voahomana ho anareo

Azo atao hoe DH: "mandovà ny fanjakana izay efa nataon'Andriamanitra vonona ho anareo"

mandovà ny fanjakana izay efa voahomana ho anareo

Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. DH: "mandraisa ny fitahian'ny didin'Andriamanitra izay nokasainy ho anareo"

hatrizay nanorenana an'izao tontolo izao

"hatramin'ny nahariany voalohany izao tontolo izao"