plt_tn/luk/15/08.md

704 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manomboka milaza fanoharana hafa. Izany dia momban'ny vehivavy iray miaraka amin'ny farantsa kely folo.

Na iza no vehivavy ... tsy handrehitra ny jiro ... ary hitady amim-pahazotoana mandra-pahitany izany?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampatsiahivana ny olona fa raha misy amin'izy ireo mahavery ny farantsa, dia azo antoka fa hitady izany am-pahazotoana izy ireo. DH: "Izay vehivavy ... dia azo antoka fa handrehitra ny jiro ... ary hitady amim-pahazotoana mandra-pahitany izany"

Toy izany koa

"Mitovy amin'izany" na ''tahaka ny hifalian'ny olona miaraka amin'ilay vehivavy"

amin'ny mpanota iray izay mibebaka

"rehefa mibebaka ny mpanota iray"