plt_tn/luk/04/12.md

975 B

Efa nambara hoe

Jesosy milaza ilay devoly ny antony tsy hanaovany izay asain'ny devoly ataony. Ny fandavany hanao izany dia afaka atao mazava tsara. DH: "Tsia, tsy hanao izany Aho, satria efa nambara hoe"

Efa nambara hoe

Jesosy naka teny avy ao amin'ny asa-soratr'i Mosesy ao amin'ny Deotoronomy. DH: "Mosesy nilaza hoe" na "Mosesy nilaza tao amin'ny Soratra Masina hoe"

Aza maka fanahy ny Tompo Andriamanitrao

Ireo dikateny azo atao: 1) Jesosy dia tsy tokony haka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fianjerana avy eny amin'ny tempoly, na 2) Ny devoly dia tsy tokony haka fanahy an'i Jesosy mba hijerena raha Izy no Zanak'Andriamanitra. Tsara kokoa ny mandika ny andininy araka izay voasoratra nohon'ny miezaka manazava ny dikany.

vita ny fangalana fanahy an'i Jesosy

Ity dia tsy milaza fa nahomby ny devoly tamin'ny fakany fanahy. Niaritra ny fakana fanahy rehetra Jesosy. DH: "rehefa nahavita niezaka naka fanahy an'i Jesosy" na "nijanona tsy naka fanahy Azy"