plt_tn/lev/26/11.md

607 B

Hametraka ny tabernakeliko eo aminareo Aho

"hametraka ny toera-ponenako eo aminareo Aho"

tsy hankahala anareo Aho

"hanaiky anareo Aho"

Handeha eo aminareo Aho

Ny fandehanana eo amin'izy ireo dia mampiseho ny fiaraha-miaina amin'izy ireo. DH: "honina miaraka aminareo Aho"

nanapaka ny hidin'ny zioganareo Aho

Andriamanitra dia miresaka ny fanandevozana azy ireo toy ny hoe mitondra zioga izay entin'ny biby mba hanaovna asa mafy. Ny fanapahana ny hidin'izany zioga izany dia mampiseho ny fanomezana fahafahana azy ireo. DH: "efa nanafaka anareo tamin'ny asa mafy izay nampanaoviny anareo Aho"