plt_tn/lev/26/07.md

528 B

ho lavo eo anoloanareo amin'ny alalan'ny sabatra izy ireo

Eto, ny "fahalavoana" dia mampiseho fahafatesana, ary ny "sabatra" dia mampiseho ny fanafihana vahoaka amin-tsabatra na ny ady amin'ny ankapobeny. DH: "ho faty izy ireo rehefa manafika azy ireo amin-tsabatra ianareo" na "hamono azy ireo an'ady ianareo"

Dimy aminareo hanenjika zato, ary zato aminareo hanenjika iray alina

Io dia midika fa ireo Israelita dia hahazo fandresena manoloana ny tafika maro dia maro.

dimy ...zato ...iray alina

"5 ...100 ...10.000"