plt_tn/lev/25/23.md

627 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Yaveh.

Aoka tsy hamidy amin'ny tompo vaovao ny tany

DH: "aoka ianao tsy hivarotra tanteraka ny tany amin'ny olon-kafa"

Aoka ianao handinika ny zon'ny fanavotana

Ny anarana " fanavotana" dia azo adiaka amin'ny matoanteny "manavotra" na "mamerina mividy" DH: "Aoka ianao hahatadidy fa ny tena tompon'ny tany dia manan-jo ny hanavotra ny tany amin'ny fotoana tiany"

aoka ianao hamela ny tany hiverina hovidian'ny fianakaviana izay nividiananao izany

DH: "aoka ianao hamela ny fianakaviana avy amin'izay nividiananao ny tany mba hiverina hividy ilay tany"