forked from WA-Catalog/plt_tn
369 B
369 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.
roa ampahafolon'ny efaha
Izany dia eo ho eo amin'ny 4,5 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany"
latabatra vita tamin'ny volamena tsy mifangaro
Io latabatra io no toerana masina, izay eo anoloan'ny toerana masina indrindra.