plt_tn/lev/23/26.md

388 B

ny andro fahafolon'izany volana fahafito izany

Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny faramparan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

ny Andron'ny Fanavotana

Amin'io andro io, isan-taona, ny mpisoronabe dia manao sorona ho an'i Yaveh mba hamelany ny fahotan'ny vahoakan'Israely rehetra. DH: "Ny Andron'ny Soron'ny Famelan-keloka"