forked from WA-Catalog/plt_tn
500 B
500 B
eo anoloan'ny tabernakely
"eo anoloan'ny tabernakelin'i Yaveh"
tsy maintsy esorina eo amin'ny vahoakany izany lehilahy izany
Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:19. DH: "izany olona izany dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany izany olona izany"