plt_tn/lev/16/14.md

629 B

ràn'ilay vantitr'omby lahy

Io dia ny rà izay notatazan'i Arona tamin'ny lovia jobo tao amin'ny 16:11.

mamafy ... amin'ny rantsan-tanany

Nampiasa ny rantsan-tananay izy mba hanosorana ilay rà.

eo anatrehan'ilay rakotra fanaovam-panavotana

Manisy rà eo amin'ny faritry ny sarona izy. Manisy izany amin'ny lafiny izay manatrika azy raha vantany miditra ny toerana masina ihany koa izy.

eo anatrehan'ilay rakotra fanaovam-panavotana

Irezo mety ho heviny dia 1) "eo ambanin'ilay rakotra fanaovam-panavotana mankeo amin'ny vatany" na 2) "mankeo amin'ny fanambany eo anoloan'ny vatan'ny rakotra fanaovam-panavotana."