plt_tn/lev/13/05.md

637 B

tsy maintsy mizaha azy ilay mpisorona

Eto, ny "-ny" dia manondro ilay olona misy aretin-koditra.

raha tsy miparitaka amin'ny hoditra izany

Io dia midika fa raha tsy miha-mitombo na miparitaka amin'ny faritra hafa amin'ny vatana ilay aretina.

andro fahafito

"fahafito " dia filaharan'isan'ny fito. DH: "andro faha 7"

hafitoana

"fito andro" na "7 andro"

hilaza azy ho madio ilay mpisorona ...dia hadio izy

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

Manako-pery

Io dia faritra eo amin'ny hoditra izay mangodihidy, kanefa ilay tako-pery dia tsy mifindra amin'olon-kafa.