ireo fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: " fanatitra dorana ho an'i Yaveh"
satria masina indrindra izany
"fa ny fanatitra voa no masina indrindra"
izany no nandidiana ahy ho lazaina aminao
DH: "izany no nandidian'i Yaveh ahy ho lazaina aminao"