plt_tn/lev/09/15.md

349 B

ilay osy lahy voalohany.

Ny teny "voalohany" dia filaharan'isan'ny iray. DH: "ilay ho fanatiny manokana" (UDB)

miaraka amin'ny fanatitra dorana maraina

Io dia manondro ilay fanatitra voalohany isan'andro. Ireo mpisorona dia manolotra io sorona io amin'ny maraina mialohan'ny sorona hafa. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo adika mazava.