plt_tn/lev/09/12.md

282 B

nomen'ny zanany lahy azy ny ràny

Io dia midika fa ireo zanany lahy dia nitaty ny ràny raha nijininiaka avy tamin'ilay biby izany. Ny dika fenon'io dia azo atao mazava.

tao anatiny

ireo ao anatiny - Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7.