plt_tn/lev/09/08.md

424 B

Nasehon'ireo zanaka lahin'i Arona taminy ilay rà

Io dia midika nitaty ny ràny tamin'ny lovia jobo irzy ireo raha nijininiaka avy tamin'ilay biby izany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.

tandroky ny alitara

Io dia manondro ireo zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6.

teo amin'ny fanambanin'ny alitara

"teo amin'ny vodin'ny alitara"