plt_tn/lev/09/06.md

622 B

nandidin'i Yaveh anareo ho atao

Eto, ny "anareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.

mba hahafahan'ny voninahiny miseho aminareo

Eto, ny "voninahitra" dia mampisehony fanatrehan'i Yaveh. DH: "mba hanehony aminareo ny voninahitry ny fanatrehany"

manaova fanonerana ho an'ny tenanao ...atolory ho an'ny vahoaka mba hanaovana fanonerana ho azy ireo ny sorona

Ireo dia sorona roa samihafa. Ilay sorona voalohany dia hanonerana ny fahotan'ny mpisoronabe. Rehefa manota ny mpisoronabe dia mahatonga y vahoaka ho meloka iany koa izany (Jereo: 4:1). Ny sorona faharoa dia hanonerana ny fahotan'ny izay nataon'ny olona.