plt_tn/lev/04/06.md

350 B

hamafy ...avy amin'izany

"hampitete ...avy aminizany" na "hanapariaka ...avy amin'izany"

tandrok'ilay alitara

Io dia manondro ny zoron'ny alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. DH: "ny sary hita eo amin'ny zoron'ny alitara"

handraraka

"mandany ny ambin'ilay rà"

any amin'ny fanambanin'ilay alitara

"eo ambanin'ilay alitara"