plt_tn/lam/02/03.md

844 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fampiasana sarinteny mba hilazana ny fanoheran'Andriamanitra an'i Joda ny mpanoratra.

nanapahany ny tandrok'Israely rehetra

Eto ny hoe "tandroka" (izany dia, tandroka biby) dia midika hoe "hery."

Nalàny teo anoloan'ny fahavalony ny tanany ankavanana

"nitsahatra niaro anay tamin'ireo fahavalonay"

naninjirany ny tsipikany tamintsika

Tsy maintsy manenjana ny tsipìkany ny miaramila mba hitifirana izany. DH: "Efa novononiny ny tsipìkany mba hitifirana antsika"

lain'ny zanakavavin'i Ziona

DH: "ireo tranon'ny olona tany Jerosalema"

zanakavavin'i Ziona

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

narotsany tahaka ny afo ny hatezerany

"naneho ny hatezerany tamin'ny fandravana ny zavatra rehetra tahaka ny olona mandrehitra afo"