plt_tn/job/40/17.md

318 B

tahaka ny sedera

Ny sedera dia hazo tena mafy, ary ny rantsany dia miha mafy.

ahaka ny fantsona varahina

Eto, ny taolany dia ampitahaina amin'ny fantsona vita tamin'ny varahina mba hanehoana ny hasarotan'io biby io.

tahaka ny bara vy

Io fampitahana farany io dia manoritsoritra ny tanjak'io biby lehibe io.