forked from WA-Catalog/plt_tn
1008 B
1008 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
Nahoana ny olona ratsy fanahy no mbola miaina, tratra antitra, ary mitombo hery amin'ny fahefana?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba ma hanehoany fa ireo namany fa diso ireo namany ny amin'ny fiheverana fa mijaly foana ny olona. DH: "Ny olona ratsy fanahy tokoa no lava andro iainana, mitombo fahanterana, ary miha mana-karena kokoa."
Miorina miaraka aminy eo imason'izy ireo ny taranany, ary ireo zanany dia miorina eo imason'izy ireo
Ireo feezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa marina izany.
eo imason'izy ireo ...eo imason'izy ireo
Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany satria "ny maso" dia manondro izay jerena. Mahita ireo taranany mitombo hery sy harena ny olona ratsy fanahy.
Ny tranon'izy ireo
Ny "trano" eto dia manondro vondrom-pianakaviana izay mipetraka ao amin'izy ireo. DH: "ny fianakavian'izy ireo"
ny kapok'Andriamanitra
Io dia manondro ny famaizan'Andriamanitra.