forked from WA-Catalog/plt_tn
565 B
565 B
Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny :
Manohy ny firesahana amin'Andriamanitra i Joba.
amin'ny tavanao aho
Ny "tava" dia mampiseho olona. DH: "aminao."
esory amiko ny tana-mampahorinao
Ny tana-mampahory dia sarin-tenin'ny fanaovana zavatra izay mampahory olona. Ny fanesorana tanana dia sarin-tenin'ny fampitsaharana ireo zavatra ireo. DH: "Atsaharo ny famapahoriana ahy"
aza avela hampatahotra ahy ny fampihorohoroanao
Ny andian-teny " ny fampihorohoroanao" dia manondro ny mahatonga ny olona hatahotra an'Andriamanitra. DH: "Aza mampitahotra ahy"