forked from WA-Catalog/plt_tn
1.0 KiB
1.0 KiB
Mbola mihazona ny fahitsinao ihany ve ianao?
Io fanontaniana fampisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tsy tokony hifady hanina ho an'ny fahitsinao ianao."
Ozony Andriamanitra
"Lavo Andriamanitra"
Miresaka toy ny firesaky ny vehivavy adala ianao
Milaza i Joba fa miresaka tahaka ny adala izy. DH: "Miresaka tahaka ny tsisy adala ianao."
Ny tsara ihany ve no tokony ho raisintsika avy amin'Andriamanitra ka tsy ho raisina ny ratsy?
Io fanontaniana fampoisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tokony handray ny ratsy avy amin'Andriamanitra tahaka tsara tokoa isika."
mandray ny tsara
"mahazo tombony avy amin'ny zava-tsoa rehetra"
ny tsara
Io dia mampiseho ireo zava-tsoa rehetra izay omen'Andriamanitra antsika.
mandray ny ratsy
"miaina ireo zava-dratsy rehetra tsy am-kitaraina"
ny ratsy
Io dia mampiseho ireo zava-dratsy izay nataon'Andriamanitra na navelany mba hiainantsika.
manota amin'ny molony
Eto ny "molotra" dia mampiseho ny fitenenenana. DH: "manota amin'ny fitenenana manohitra an'Andriamanitra"