plt_tn/jhn/20/01.md

652 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny andro faha-3 taorian'ny nandevenana an'i Jesosy.

ny andro voalohan'ny erinandro

Alahady

nahita ilay vato efa nikisaka lavitra ilay fasana izy

DH: "hitany fa nisy nanisaka ilay vato"

ilay mpianatra hafa izay tian'i Jesosy

Ity fehezanteny ity dia miseho amin'ny fomba anehoan'i Jaona ny tenany ihany mandritry ny bokiny. Eto ny teny hoe "tia" dia maneho ilay fitiavana ara-pirahalahiana na fitiava-namana na fianakaviana.

Nalain'izy ireo tao amin'ny fasana ny Tompo

Maria Magdalenina mihevitra fa nisy olona nangalatra ny vatan'ny Tompo. DH: "Nisy olona naka tao am-pasana ny vatan'ny Tompo"