plt_tn/jhn/18/01.md

458 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka amin'ny tantara, izay mampiditra ny fisamborana an'i Jesosy. Ny andininy 1 dia milaza antsika ny fizotry ny tantara ary ny faha-2 kosa dia manome fampahafantarana fototra antsika momban'i Jodasy.

lohasan-drika an'i Kidrona

lohasa ao Jerosalema izay manasaraka ny Tendrombohitry ny tempoly amin'ny tendrombohitr'Oliva.

izay nisy saha

Ity dia ala-kelin'oliva. DH: "izay nisy alan'oliva"