plt_tn/jhn/16/05.md

413 B

alahelo no nameno ny fonareo

Ity dia fomba fiteny izay midika fa tena malahelo ireo mpianatra. DH: "Ary tena malahelo ianareo"

Satria raha tsy mandeha Aho, dia tsy ho tonga aminareo ny Mpampahery

DH: "Ny Mpampahery dia ho avy aminareo rehefa mandeha Aho"

Mpampahery

Ity dia fiantsoana ny Fanaha Masina izay hiaraka amin'ireo mpianatra rehefa andeha Jesosy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 14:15.