plt_tn/jhn/15/20.md

690 B

Tsarovy ny teny nolazaiko taminareo

Eto ny "teny" dia maneho ny hafatr'i Jesosy. DH: "tsaraovy ny hafatra izay nolazaiko taminareo"

nohon'ny Anarako,

Eto ny "nohon'ny Anarako" dia maneho an'i Jesosy. Ny olona dia hampijaly ireo mpanara-dia Azy satria Azy izy ireo. DH: "satria Ahy ianareo"

Raha tsy tonga sy niteny tamin'izy ireo Aho, dia tsy nanota izy ireo, fa ankehitriny tsy afa-miala amin'ny fahotany izy ireo.

Jesosy dia milaza eto fa nizara ny hafatr' Andriamanitra tamin'ireo izay tsy mahatoky Azy Izy. DH: "Satria tonga sy niteny azy ireo ny hafatr' Andriamanitra Aho, dia tsy manana fialan-tsiny izy ireo rehefa mitsara azy ireo ny amin'ny otan'izy ireo Andriamanitra"