plt_tn/jhn/15/18.md

350 B

Raha mankahala anareo izao tontolo izao ... noho izany dia halan'izao tontolo izao ianareo

Jesosy dia mampiasa ny teny hoe "izao tontolo izao" ato amin'ireto andininy ireto mba hanehoana ireo olona izay tsy an'Andriamanitra sy manohitra Azy.

tia

Ity dia maneho ny olombelona, ny fitiavana ara-pirahalahiana na fitiava-namana na fianakaviana.