plt_tn/jhn/13/28.md

354 B

hoe tokony hanome zavatra ho an'ny mahantra izy

DH: "mandehana ka omeo vola ireo mahantra."

dia lasa nivoaka avy hatrany izy. Alina ny andro tamin'izay.

Jaona dia toa misintona ny saintsika eto ny amin'ny hoe hanao ny asa ratsiny Jodasy na asa ''maizina" ao amin'ny fahamaizinan'ny alina. DH: "ary dia nivoka avy hatrany tany amin'ny maizina izy"