plt_tn/jhn/13/26.md

437 B

Iskariota

Ity dia mampiseho fa Jodasy dia avy ao amin'ny tanànan'i Keriota

Ary taorian'ny mofo

DH: "Raha vao nandray izany mofo izany Jodasy"

niditra tao aminy satana

Ity dia fomba fiteny izay midika hoe nanjaka tanteraka an'i Jodasy ny Satana. DH: "Satana dia nanomboka nibaiko azy"

ka hoy Jesosy taminy

Eto Jesosy dia miresaka amin'i Jodasy.

Izay ataonao, ataovy aingana izany

"Ataovy aingana izay kasainao hatao!"