plt_tn/jhn/10/32.md

678 B

Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: ''Maro ny asa tsara nasehoko anareo avy tamin'ny Ray

Jesosy dia nanao fahagagana tamin'ny alalan'ny herin'Andriamanitra. Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

Koa inona tamin'ireny asa ireny no hitorahanareo vato Ahy?

Ity fanontaniana ity dia mampiasa heso-teny. Jesosy dia mafantatra fa ireo mpitarika Jiosy dia tsy te-hitora-bato Azy satria nanao asa tsara Izy.

Namaly Azy ireo Jiosy hoe

Ny teny hoe "Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay nanohitra an'i Jesosy. DH: "Namaly ireo Jiosy mpanohitra" na "Namaly Azy ireo mpitarika Jiosy"

manao ny tenanao ho Andriamanitra.

"manambara ho Andriamanitra"