plt_tn/jhn/06/66.md

573 B

Tompo, ho any amin'iza moa izahay?

Simona Petera manome ity fanamarihana ity amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa maniry ny hanaraka an'i Jesosy irery izy. DH: "Tompo, izahay dia tsy hanaraka olon-kafa afa-tsy Ianao!"

ireo mpianany

Eto ny "ireo mpianany" dia maneho ny vondron' olona amin'ny ankapobeny izay nanaraka an'i Jesosy.

ireo roa ambin'ny folo

Ity dia fanafohezana ny hoe "ireo mpianatra roa ambin'ny folo," vondron-dehilahy roa ambin'ny folo izay nanaraka an'i Jesosy tamin'ny asa fanompoany rehetra. DH: "ireo mpianatra roa ambin'ny folo"