plt_tn/jhn/03/09.md

527 B

Ahoana ny fomba hahatanterahan'izany zavatra izany?

Ity fanontaniana ity dia manamafy ny fanambarana. DH: "Tsy afaka hisy izany!" na "Tsy afaka ny hitranga izany!"

Mpampianatra an'Israely ve ianao, dia mbola tsy azonao ihany izany zavatra izany?

DH: "Ianao dia mpampianatra an'Isiraely, ka dia gaga aho raha tsy mazava aminao ireo zavatra ireo!"

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

resahanay

Rehefa miteny Jesosy hoe "izahay," dia tsy ampidiriny ao anatin'izany Nikodemosy.