plt_tn/jhn/03/07.md

430 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'i Nikodemosy.

Tsy maintsy hateraka indray ianareo

"Tsy maintsy hateraka avy any an-danitra ianareo"

Ny rivotra mitsoka na aiza na aiza iriany

Amin'ny fiteny niandohana, ny rivotra sy ny fanahy dia teny iray ihany. Ny mpitantara eto dia maneho ny rivotra ho tahaka ny olona. DH: "Ny Fanahy Masina dia tahaka ny rivotra izay mitsoka na aiza na aiza tiany"