plt_tn/jer/51/30.md

398 B

ity tanàna ity dia efa voasambotra

"ireo fahavalo dia efa nandresy ilay tanàna manontolo"

azo ny fintana eny ambonin'ny rano

Ireo fahavalo dia nandray ny fifehezana ireo sampan-drano eny amin'ny toeran'ny ony.

ireo fiampitana

Ny fiampitana dia ilay lalana kely eny amoron'ny ony izay azon'ny olona andehanana rehefa hiampita rano.

very hevitra

DH: "tsy afaka misaina mazava tsara"