forked from WA-Catalog/plt_tn
450 B
450 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka tamin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
Hanangana anao indray Aho ka hitsangana ianao
DH: "Ho ataoko mafy indray ianao" na "ho ataoko mahomby indray ianao"
ry Israely virijiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:13.
ampongatapaka
Zava-maneno toy ny amponga ny lohany izay azo velesina ary misy ampahina vy manodidina ireo sisiny izay maneno rehefa mihotsana ilay zava-maneno.