plt_tn/jer/17/03.md

647 B

Ny harenanareo sy ireo zava-tsarobidinareo rehetra

Ny teny "harena" sy "zava-tsarobidy" dia mitovy ny heviny ary manondro ny zava-drehetra izay heverina fa manan-danja.

babo

Io dia manondro ireo zavatra izay nangalarina tamin'ny olona na nalaina an-keriny.

ireo fahotana nataonareo teo amin'ny faritaninareo rehetra

DH: "na taiza na taiza dia efa nanotanareo"

ny lova

Io dia manondro ny tanin'Israely.

nandrehitra afo amin'ny fahatezerako, izay hirehitra mandrakizay

Yaveh dia mampitahy ny fitsarany amin'ny afo izay mandoro. DH: "tamin'ny nampatezeranareo Ahy, izany dia toy ny hoe nandrehitra afo izay handoro anareo ianareo"