Indro
Ny teny "indro" dia manamafy ny fanambarana manaraka.
efa handroaka ireo mponin'ny tany Aho amin'izao fotoana izao
DH: "hanery ireo olona miaina ao amin'io tany io hiala Aho"
ireo mponin'ilay tany
"ireo olona izay miaina ao amin'ilay tany"
fahoriana
"fijaliana lehibe"