plt_tn/jer/10/01.md

546 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh dia sendra nahatsiaro ny vahoakan'i Joda, torak'izany Egypta, Edoma, Amona, Moaba sy ny olona rehetra izay ho saziana.

Aza mianatra ny lalan'ireo firenena

Aza manaraka izay hinoan'ireo firenena tsy misy lalàna"

raiki-tahotra

"mihorohoro"

ny amin'ireo famantarana eny amin'ny lanitra

"amin'ireo zavatra hafahafa eny amin'ny lanitra"

fa ireo firenena dia raiki-tahotra noho ireo.

"fa ny olon'ireo firenena dia matahotra amin'ilay zavatra hafahafa hitan'izy ireo teny amin'ny lanitra"