plt_tn/jer/02/07.md

676 B

Fa rehefa tonga ianareo, dia nolotoinareo ny taniko, nataonareo fahavetavetana ny lovako!

DH: "Tany no nanotanareo ary nandotoanareo ny tany izay nomeko anareo"

Ny mpisorona dia tsy nilaza hoe: 'Aiza i Yaveh?' ary ireo manam-pahaizana manokana amin'ny lalàna dia tsy miraraha ny momba Ahy!

DH: "Tsy nahafanatra Ahy ireo mpisorona sy mpitarika finoana hafa."

Aiza i Yaveh?

"Izahay dia mila mankatoa an'i Yaveh"

Ireo mpiandry ondry nanota tamiko

"Nanota tamiko ny mpitarik'izy ireo"

Ireo mpiandry ondry

"ireo mpitarika"

ary nanaraka ireo zavatra tsy mahasoa

DH: "ary nivavaka tamin'Andriamanitra fa tsy afaka ny hanampy azy ireo"

nanaraka

"nankatoa"