plt_tn/jdg/16/08.md

734 B

izay tsy mbola namainina

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay tsy mbola maina"

nofatorany tamin'ireo Samsona

"Nofatoran'i Delila tamin'ny tady vaovao Samsona"

Ary

Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara izany teny izany. Eto ny mpanoratra dia milaza ny fampahafantarana fototra mikasika an'ireo lehilahy Filistina izay nandrasan'i Delila hisambotra an'i Samsona.

notapahiny tahaka ny tadi-kofehy mikasika afo ireo tady

Manoritsoritra ny nanapahany mora foana ilay tady amin'ny fampitahana izany amin'ny fahatapahan'ny tady rehefa may ny mpanoratra. DH: "Notapahany mora foana tahaka ny manapaka tady may ireo tady" na "Notapahany mora foana tahaka kofehy manify ireo tady"