forked from WA-Catalog/plt_tn
340 B
340 B
fa anjelin'i Yaveh izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy izay hitan'i Manoa sy ny vadiny.
Ho faty tokoa isika, satria niseho tamintsika Andriamanitra!"
Izany dia midika fa noheverin'izy ireo hahafaty azy Andriamanitra. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Hahafaty antsika Andriamanitra satria nahita Azy isika"